Teny iditra tsikera (kera)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanaovana izay hahatonga zavatra hisaratsaraka, hibofaka, tsy hifintina na hifitsaka; fisavasavana ny lafiny rehetra amin' ny hevitra iray nomena; fitanisanisana ny kileman' olona iray [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay critique, analyse [SLP 1986, Rajaonarimanana 1995]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra Izany rehetra izany dia tsikera nataon' olona teo imason' i Voavy taty aoriana, ary mba nohazavainy tamin' izy roa lahy namany nony avy eo. [Andraina: Mitaraina, takila 139]

2015/01/20