Teny iditra tsikilo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanaovana ara-maso sy fihainohainoana izay ataon' ny hafa, nefa tsy hitany
¶ Fitiliana, fizahana taratra atao miafina tsy misy mpahalala [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

2017/04/03