Teny iditra tsikovoka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anaram-bibikely any anaty rano tahatahaka ny voangory ka lavalava boribory ny tenany sady voarakotra hoditra mafy, fa ny tongony aoriana no entiny mivoy rano [1.1]
Ohatra dia ny toho, ny trondro, ny patsa, ny orana, ny tsikovoka, ny foza, ny sifotra, ny ondrindrano, ny sikidindrano, ny valala. [2.48]
Voambolana 
Anaram-biby 
Mpanahaka  fangorinana
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/10