Teny iditra tsilany
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba fandry ka ny lamosina no atao ambany, izany hoe ny maso miandrandra ambony
¶ Fitoeran-javatra ka ny vavany ambony [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

2009/02/23