Teny iditra Tsimandoa
Sokajin-teny anaram-poko
Fanazavàna teny malagasy Iraka mpitondra ny taratasim-panjakana tany ivelany fahizay [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay [ tsy mandoa ] Les courriers royaux s' appelaient : ceux qui ne payent pas. Ils étaient défrayés de tout dans les villages où ils passaient. [Veyrières 1913]
Voambolana 
Tsipelina hafa 
Ohatra 
1Ary Tsimandoa tononina ankehitriny. [Callet: Tantara]
2Mafy ihany izany fanompoan' ny Tsimandoa izany, hoy izy. [Randriamiadanarivo: Sikajy, takila 64]
3Tsimandoa no niantsoana ireny olona mpitondra hafatra ireny. [FOFAFIPE: Rosovola, takila 118]
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2021/04/13