Teny iditra tsimbalivaly (valy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Valim-bonoana [1.1]
 Teny ilazana fa misy ny valiny na setriny daholo izay atao: Tsimbalivaly ny fiainana [1.1]
Ohatra 
1Ary tsarovy farany indrindra fa tsimbalivaly. [2.285]
2Tsy azo sarahina amin'ny rafitry ny toekarena sy rafi-pitondrana mantsy ny rafi-pisainana, fa misy fifandraisana tsimbalivaly amin' izy telo tonta. [2.606]

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/16