Teny iditra tsimbotry
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Anarana omena ny valala adrisa mbola kely ka tsy tonga elatra fa mandady sy mitsipitsipika fotsiny amin' ny tany [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy the adrisa grasshopper before it has its wings [3.1]
Fandikana frantsay la sauterelle adrisa quand elle n'a pas encore ses ailes [3.1]
Voambolana 
Mpanahaka  valala
Ohatra Tsy tsimbotry aman'adrisa
ka ho samborin'izay manan-tanana rehetra
fa valala avy lavitra ny havanao
ka mifidy taon-kihaviana
[Fox: Hainteny, laharana 164]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31