Teny iditra tsimoka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Laingon-javamaniry vao mitranga
¶ Fahavakiam-bazan-javamaniry vao mitsiry [Rajemisa 1985]
 mason-javamaniry
¶ fanjary tsaika
¶ laingo, taroka, bontsina
¶ vodin javamaniry kely toy ny hita amin'ny tongolo hambolena [SLP 1986]
Famaritana frantsay embryon
¶ germe
¶ bourgeon, pousse
¶ bulbille [SLP 1986]
Voambolana 
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra tsatoboly ~ tsiry ~ vontsina
Mpanahaka  tsimok' aretina
Ohatra Raha ny fafy ketsa no itampodiana, matevim-paniry ny tsimoka. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 95]

2013/07/27