Teny iditra tsimpefe
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazam-balala salasalany fa nofonofosana, mafimafy; ny volony saiky mena tanora, misy fotsy kely manaraka ny lavam-peny [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy a species of grasshopper [3.1]
Fandikana frantsay une espèce de sauterelle [3.1]
Voambolana 
Tsipelina hafa 
Mpanahaka  valala

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31