Teny iditra tsimpohafoha
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Dongon-tany kely ataon'ny kankana na ny bibikely hafa mivoaka avy any anaty tany [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

Teny iditra tsimpohafoha
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Zavamaniry karazan' ny mihoronkoròna fa kely [Rajemisa 1985]
Voambolana 

2013/07/27