Teny iditra tsinana
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny volana vao miandoha, vao miverina miseho ho hita indray, rehefa avy maty: Tsinana afak' omaly ny volana ka efa hita kely anio [1.1]
Fanazavàna teny anglisy At the new moon phase [1.7]
Fanazavàna teny frantsay La nouvelle lune [1.8]
Voambolana 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31