Teny iditra | tsinay | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Famaritana malagasy | Organa fototr' aina ao anatin' ny tenan' ny olombelona (ny kibo), izay toy ny fantsona mamoaka ny fakan-tsakafo tsy levona; mivoaka avy eo amin' ny vavony ny tsinay ka miafara any amin' ny vavafivalanana; mizara roa izy io dia ny tsinaikely (6-8 m ho an' ny olombelona) ary ny tsinaibe (1,40 m - 1,70 m) [Rajemisa 1985] | ||||
Fandikana anglisy | intestines, entrails [Hallanger 1973] | ||||
Fandikana frantsay | intestin, entrailles [Hallanger 1974] | ||||
Voambolana | Haiaina | ||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||
Ohatra |
| ||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny tsinay io | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |