Teny iditra tsinay homana aty (tsinay, homana, aty)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy enti-milaza olona mifamely na mifanimba nefa mpihavana na mpisakaiza izao, olona mamely ny havana akaiky, ny iray tampo, ny ankohonana iraisana [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31