Teny iditra tsindrano
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazam-balala any anaty rano izay mitomamotamo ny volony [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a species of grasshopper [3.1]
Famaritana frantsay nom d'une sauterelle de couleur olivâtre. Paracinema tricolor, Th. [Abinal 1888]
Voambolana 
Anarana siantifika Paracinema tricolor
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Mpanahaka  valala

Teny iditra Tsindrano
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Famaritana frantsay nom d'une catégorie de Hovas attachés au service du souverain ou des princes [Abinal 1888]
Teny mitovy hevitra tsindranolahy

2013/07/27