Teny iditra tsindrohina (tsindroka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Tsaingohin' ny vorona amin' ny vavany: Notsindrohin' ny vorona ireo voan-katsaka raraka teo antokotany
Raisina amin' ny tanana (hanina latsaka amin' ny tany): Aza tsindrohina ireo vatomamy ireo fa efa feno vovoka [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : tsindrohina, tsindrohiko, tsindrohinao, tsindrohiny, tsindrohintsika, tsindrohinay, tsindrohinareo, tsindrohin', tsindrohin-, tsindrohim-, tsindrohi-
Ny lasa : notsindrohina, notsindrohiko, notsindrohinao, notsindrohiny, notsindrohintsika, notsindrohinay, notsindrohinareo, notsindrohin', notsindrohin-, notsindrohim-, notsindrohi-
Ny hoavy : hotsindrohina, hotsindrohiko, hotsindrohinao, hotsindrohiny, hotsindrohintsika, hotsindrohinay, hotsindrohinareo, hotsindrohin', hotsindrohin-, hotsindrohim-, hotsindrohi-
Filaza mandidy : tsindrohy
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05