Teny iditra tsindrona
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fandoahana na famelezana amin' ny lohanjavatra maranitra: Ny tsindron' ny paingotra
¶ Fitsaboana amin' ny fampidirana ranom-panafody amin' ny tena amin' ny alalan' ny fanjaitra misy loaka: Ny tsindrona no nahasitrana azy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy the act of pricking
¶ a hypodermic injection. [Voambolana: Fahasalamana] [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay action de piquer
¶ piqûre de médicament. [Voambolana: Fahasalamana] [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2017/04/03