Teny iditra tsindry
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavatra apetraka eo ambonin ny zavatra hafa: Tsindry akanjo
Fanaingenana zavatra eo ambonin' ny zavatra hafa: Natao vato tsindry hahazana
Fanampiana zavatra amboniny: Tsindrim-barotra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Pression [1.13, 1.196]
 Compression [1.13]
 Contrainte [1.196]
Ohatra Avy aiza ary no nipoiran'ireto fahavalo nanao tsindry ady ireto? [2.588]
Sampanteny 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/14