Teny iditra tsindry hazo lena (tsindry, hazo, lena)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy (taloha) fanombotombohana
¶ (ankehitriny) fanararaotan-kery sy fahefana handrombahana ankeriny ny fananan' ny madinika [Rajemisa 1985]
 fanararaotana ny fahefana ananana ka anjakazakana sy anagejana ny hafa [SLP 1986]
Fanazavàna teny frantsay oppression [SLP 1986]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31