Teny iditra tsingina
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fampitohizana vifotsy na fanampenana vifotsy loaka amin' ny firaka na zavatra hafa toy hy solohoto atao mahamay [Rajemisa 1985]
 ¶ tsingina miava-pangaro: fanamba rana piesy samy hafa karazana [SLP 1986]
Famaritana frantsay soudure
¶ tsingina araka aratra: soudure électrique
¶ tsingina ara-tsesitra: soudure par capillarité
¶ tsingina mandry: soudure à plat
¶ tsingina miakatra: soudure montante
¶ tsingina miava-pangaro: soudure hétérogène
¶ tsingina midina: soudure descendante
¶ tsingina mitsivalana: soudure à corniche
¶ tsingina tefy: soudure à la forge [SLP 1986]
Voambolana 
Sampanteny 

Teny iditra tsingina
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fandraisan-javatra amin' ny loha rantsan-tanana fotsiny [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

2012/06/15