Teny iditra tsinginina (tsingina)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Raisina amin' ny loha rantsana fotsiny: Tsingino tsara ny takotra fa misy arina
Akana pitiny kely: Tsingino amin' ny tananao ny sira atao amin' ny laoka [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : tsinginina, tsinginiko, tsingininao, tsingininy, tsinginintsika, tsingininay, tsingininareo, tsinginin', tsinginin-, tsinginim-, tsingini-
Ny lasa : notsinginina, notsinginiko, notsingininao, notsingininy, notsinginintsika, notsingininay, notsingininareo, notsinginin', notsinginin-, notsinginim-, notsingini-
Ny hoavy : hotsinginina, hotsinginiko, hotsingininao, hotsingininy, hotsinginintsika, hotsingininay, hotsingininareo, hotsinginin', hotsinginin-, hotsinginim-, hotsingini-
Filaza mandidy : tsingino

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20