Teny iditra tsingoloka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Tsimbadika ka ny loha no lasa ambany ary ny tongotra kosa no lasa ambony; filam-baniny hikendrena hamelezana ny sasany. [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

Teny iditra tsingoloka
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay culbuteur [SLP 1986]
Voambolana 

2013/07/28