Teny iditra tsinjara (zara)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fizarana zavatra hitsitokotoko, fizarana zavatra efa voasaratsaraka
¶ Fivarotan-javatra mitsipotinka fa tsy ambongadiny [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

2012/10/02