Teny iditra tsinjo voron' i Mazoto
Singan-teny tsinjo ; vorona ; mazoto
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ireo mikendrikendry na mijerijery lavitra fotsiny raha misy haza tetehina ho azo; kanefa nony misy mahazo, manantena ny hiombona amin' ilay nahazo [1.1]
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/10