Teny iditra tsintsina
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazam-boronkely mitovitovy bika amin' ny fody fa kely kokoa [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay un tout petit oiseau [Rajemisa: Vakoka]
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra Tsangam-by tsangam-bato
mitsangana Andriamanantiana
Andriamboromadinika ny tsintsina
Andriamaintibe ny papango
[Fox: Hainteny, laharana 365]
Teny nalaina 
Lahatsoratra 

Teny iditra tsintsina
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fitondrana zavatra kely sady maivana amin' ny tanana an' ila [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

2017/06/29