Teny iditra tsioka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fifofon-drivotra na rano malefaka ary mitsoka moramora: Tsio-drivotra; tsio-drano. [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay souffle. [Voambolana: Haiaina] [SLP: Voambolana]
Ohatra tony tsy misy tsioka, na mandrivotra handrava trano... [Andriamalala: Fasana, takila 3]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2012/10/03