Teny iditra tsio-kanina (tsioka, hanina)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy mampibohibohy kibo (ilazana indrindra ny vantotr' akoho kely izay mibontsin' ny rivotra ny hodiny amin' ny faritra sasantsasan' ny tenany) [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31