Teny iditra tsipaka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fandakana; fanoherana amin' ny tongotra; fanoherana, fandavana [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

2014/04/11