Teny iditra tsipalotra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Hita mandalo vetivety, hita sendrasendra, tsy nampoizina; tsikaritra: Tsipalotro teny an-tsena i Dadanao aninaraina [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay vu rapidement, entrevu [Abinal 1888]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra tsipaloka
Ohatra Tsipalotro teo am-povoan’ ny vahoaka izy (Je l’ai entrevu au milieu de la foule) [Abinal 1888, takila 782]

2015/09/28