Teny iditra tsipihina (tsipika)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Asiana tsipika: Tsipiho kely ity ravin-taratasy ity mba hanoratako ho an' i Dada
Vonoina amin' ny tsipika: Tsipiho ny anaran' io mpianatra io fa efa tsy mianatra intsony izy [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : tsipihina, tsipihiko, tsipihinao, tsipihiny, tsipihintsika, tsipihinay, tsipihinareo, tsipihin', tsipihin-, tsipihim-, tsipihi-
Ny lasa : notsipihina, notsipihiko, notsipihinao, notsipihiny, notsipihintsika, notsipihinay, notsipihinareo, notsipihin', notsipihin-, notsipihim-, notsipihi-
Ny hoavy : hotsipihina, hotsipihiko, hotsipihinao, hotsipihiny, hotsipihintsika, hotsipihinay, hotsipihinareo, hotsipihin', hotsipihin-, hotsipihim-, hotsipihi-
Filaza mandidy : tsipiho

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20