Teny iditra tsipiho (tsipika)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana tsipihina [fitanisana]
Ohatra 
1Tsipiho kely ity ravin-taratasy ity mba hanoratako ho an' i Dada [1.1]
2Tsipiho ny anaran' io mpianatra io fa efa tsy mianatra intsony izy [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31