Teny iditra tsipikely (tsipy, kely)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy (ny manao) Teny nentina nilazana fahiny ny olona nampisotroina tangena ka efa nahafaka ny hoditr' akoho telo nefa mandoa indray avy eo sady fanina mandraingiraingy; nataon' ny mpampinona ho "resy" ihany ny manao tsipikely, raha hitany, ka darofany fanoto matetika ho faty, raha tsy tratra voatakontakon' ny havany angaha [1.1]
Fanazavàna teny frantsay [ tsipy kely ] Petit vomissement, action de vomir un peu après avoir rendu les peaux de poule au jugement du tanguin [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31