Teny iditra tsipy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fandefasan-javatra amin' ny tanana; fanilihan-javatra tsy tiana ka atoraka ariana [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay jet; projeté, projection, projetante
¶ tsipy antsalazana: projection banquette
¶ tsipy baolina: lancement de ballon. [Voambolana: Fanatanjahan-tena]
¶ tsipy mijadona: projection orthogonale. [Voambolana: Matematika: rafitsary]
¶ tsipy teboka: point de projection. [Voambolana: Matematika: rafitsary] [SLP 1986]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra tipy
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1Ny fitiavana, rahavako, tsy tsipy rano miamboho ka ifanadidiavana; [Tselatra: Tia izay tia]
2Tsipy lefona araka ny fomban' i Ramanitromby nianarany, no lalao voalohany. [Profita: Ranary, takila 59]

Teny iditra tsipy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Bara, Tambahoaka] fafy, famafasana [Rakotosaona 1972]

2017/04/07