Teny iditra tsiraka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Hozatroza-javatra azo elakelahina toy ny kira [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra tsiratsiraka

Teny iditra tsiraka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Ny fasika eny amoron-dranomasina, ny moron-dranomasina [Rajemisa 1985]
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny tsiraka ity (1): Antsiranana

Teny iditra tsiraka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy tanjona [Rajemisa 1985]
  [Sihanaka] havoana mandosoka eny amin'ny lohasaha na tany lemaka; fidinana [Rakotosaona 1972]

Teny iditra tsiraka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Lefona lava zarana amakiana varavarana, [Rajemisa 1985]

2013/07/29