Teny iditra | tsirany > sirana | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Teny ilazana ny faritra amin' ny tenan' ny biby anelanelan' ny lohany sy ny sorony [1.1] | |||
Voambolana | Haibiby: (amin' ny ankapobeny) | |||
Kamban-teny |
| |||
Teny iditra | tsirany > siraña | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] Seranana [1.78] | |||
Fivaditsoratra | risana, sanary, sañira, sarina, sinara, sirana |
Teny iditra | tsirany > tsiraña | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Toerana antsakan-drano, fantsakana [1.78] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Taisaka] Endroit où l'on va puiser de l'eau [1.82] | |
Fivaditsoratra | an-tsary, ranitsa, ratsina, sanatry, sañitra, santria, satrina, sitrana, tsiraña |
Teny iditra | tsirany > siraka | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny frantsay | Muscle [1.13] | |||
Voambolana | Haiaina | |||
Kamban-teny |
| |||
Fivaditsoratra | kasira, sakary, sarika, siraka |
Teny iditra | tsirany > tsiraka | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Hozatroza-javatra azo elakelahina toy ny kira [1.1] | ||||||
Sampanteny |
| ||||||
Teny iditra | tsirany > tsiraka | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Ny fasika eny amoron-dranomasina, ny moron-dranomasina [1.1] | ||||||
Sampanteny |
| ||||||
Kamban-teny |
| ||||||
Anaran-toerana |
| ||||||
Teny iditra | tsirany > tsiraka | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Tanjona [1.1] | ||||||
[Sihanaka] Havoana mandosoka eny amin'ny lohasaha na tany lemaka; fidinana [1.78] | |||||||
Teny iditra | tsirany > tsiraka | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Lefona lava zarana amakiana varavarana, [1.1] | ||||||
Teny iditra | tsirany > tsiraka | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Filaments, nervures des feuilles [1.3] | ||||||
(toute l'île). Fibres qui se détachent surtout à partir des feuilles (pour le rafia par exemple) ; nervures des feuilles [1.196] | |||||||
Voambolana | Haizavamaniry | ||||||
Tovy hevitra | tsiratsiraka | ||||||
Fivaditsoratra | kitsara, ritsaka, sitraka, tsikara, tsiraka |
Teny iditra | tsirany > sira | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Vongan-javatra fotsifotsy mety levona ao anaty rano, izay manana tsiro manokana masimasina ka atao amin' ny hanina andrahoina, indrindra ny laoka, mba hanatsara ny tsirony: Tandremo sao be sira ny laoka Fanasina Ny haingon-teny mandravaka ny teny amin' ny kabary, na resaka ifanaovana: Be sira loatra ny lahatenin' ilay Rangahy [1.1] | ||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Salt [1.7] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Sel [1.8] | ||||||||||||
Sel de cuisine ; notamment celui qu'on obtenait en lessivant des cendres de bois, puis en laissant cristalliser ; constitué surtout de carbonate de potassium. [1.196] | |||||||||||||
Voambolana | Toe-karena: hanina | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Tovy hevitra | siramanta ~ siravato | ||||||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||||||
Anaram-javamaniry |
| ||||||||||||
Anaran-toerana |
| ||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny sira io | ||||||||||||
Lahatsoratra | Randzavola: sira ao amin' ny Baiboly (=> fanasina) | ||||||||||||
Teny iditra | tsirany > sira | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Betsileo] Nom des plantes qu'on appréciait particulièrement pour obtenir ce sel. Principalement : Embelia concinna Baker (Primulaceae). D'après Rakoto Jean de la Croix, garde forestier, Réserves Naturelles 5842. Cette liane était brûlée et ses cendres fournissaient, après lixiviation, un des sels les plus appréciés. Voir aussi kisira. Ce sel était aussi considéré comme médicament une cuillérée à soupe dans de l'eau de riz pour combattre la constipation. [1.196] | ||||||||||||
Anarana siantifika | Embelia concinna | ||||||||||||
Voambolana | Haizavamaniry ~ Fahasalamana | ||||||||||||
Teny iditra | tsirany > sira | ||||||||||||
Sokajin-teny | tenim-piontanana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Tanosy] Masina! [1.78] | ||||||||||||
Teny iditra | tsirany > Sirà | ||||||||||||
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly) | ||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Shiza [2.996] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Shiza [2.996] | ||||||||||||
Voambolana | Soratra Masina | ||||||||||||
Tovy hevitra | Siza | ||||||||||||
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | Toko sy andininy momba Sirà | ||||||||||||
Teny iditra | tsirany > Sira | ||||||||||||
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly) | ||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Sirah [2.996] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Sira [2.996] | ||||||||||||
Voambolana | Soratra Masina | ||||||||||||
Tovy hevitra | Siraha | ||||||||||||
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | Toko sy andininy momba Sira | ||||||||||||
Fivaditsoratra | rasy, risa, sary, sira |