Teny iditra tsiravina
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Raiki-tahotra mafy, mivadi-po: Tsirav [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   tremblant, effrayé, alarmé [Abinal 1888]
Ohatra  
1Tsiravina izahay telo mianaka nanatrika teo nahita ireto zavatra namelezan' olona anay mianakavy. [Andraina: Mitaraina, takila 94]
2Nony tonga teny atsimotsimo akaikin'ny tanàna izy, dia tsiravina nahita ny faty niampatrampatra teny, na fatin'olo-marina matin'ny jirika, na fatin'ny jirika matin'ny miaramila. [Rajohanesa: Kintana]
3Hehin' ny matahotra anefa, ka vava misokatra hafahafa anatin' endrika tsiravina izany no hita. [Andraina: Mitaraina, takila 248]
Sampanteny  
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2013/07/29