Teny iditra tsirebika
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Anarana ilazana ny voatavo any anindran-tany ka io no ampiasaina matetika noho ny teny voatavo manan-kevitra ratsy any [Rajemisa 1985]
  [Sihanaka] voatavo [Rakotosaona 1972]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra voantsirebika

2009/02/23