Teny iditra tsirika
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazan-javamaniry fanao tsirika (Dypsis) [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Anarana siantifika Dypsis

Teny iditra tsirika
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fantsona lava ampidirana hazo kely maranitra izay tsofina ka mivoaka miriotra; ampiasaina hitifirana vorona madinika ny tsirika (ilay fantsona atao hoe renitsirika ary ireo hazo kely no zanatsirika) [Rajemisa 1985]

Teny iditra tsirika
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fizahana mba hijery, fanarangaranana [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

2013/07/29