Teny iditra tsirinteny (tsiry, teny)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Anarana ikambanana ilazana ny tovona, tovana ary tsofoka na sisika [Rajemisa 1985]
 teny rehetra ankoatra ny fototeny [SLP 1986]
Famaritana frantsay morphème [SLP 1986]
Famaritana frantsay affixe (grammaire) [Rajaonarimanana 1995]
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Mpanahaka  ny tsirinteny rehetra

2013/03/22