Teny iditra tsiry
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Ny voa sy ny tsimoky ny zavamaniry vao miseho: Tokony hotandremana tsara amin' ny biby ny tsirinjavamaniry
¶ Zavatra mivoaka avy amin-javatra hafa iray izay mitifitra mahitsy hatraiza hatraiza: Ny tsirimasoandro ~ ny tsirim-pahazaoana
Mitovy hevitra: toraka ~ vazana [Rajemisa 1985]
 laingo, taroka, bontsina [SLP 1986]
Famaritana frantsay  [Tanosy] bourgeon [Rakotosaona 1972]
 bourgeon, pousse [SLP 1986]
Voambolana 
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra tsimoka ~ vontsina
Teny nalaina 

2012/07/17