Teny iditra tsisakanana
Sokajin-teny anarana
Ohatra - Taratasin' ny mpiantsambo no ananako, hoy aho, fa tsy tsisakanana. [2.471]
Haiendriteny 
Tsotra : tsisakanana, tsisakanako, tsisakananao, tsisakanany, tsisakanantsika, tsisakananay, tsisakananareo, tsisakanan', tsisakanan-, tsisakanam-, tsisakana-

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31