Teny iditra tsitaitaika (taika)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Filatsahan-javatra tsy misesy fa mielanelana; fitetevana
¶ Fanenon-dakolosy maneno dia miato
¶ Fahatongavana tsy maro miaraka fa tsikelikely, miandalana [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

2013/05/29