Teny iditra tsitapitapitrizay
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Vetivety foana taorian' izay, poa toy izay, tsielaela taorian' izay [1.1]
Ohatra Tsitapitapitrizay, tamin' ny arabe nandalo eo andrefana kelin' ny toerana nisy azy, nisy fiarakodia maromaro avy avaratra nitora-jofo avy nanatona. [2.472]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31