Teny iditra tsitelotelo (telo)
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana malagasy Enti-milaza filaharana na fanokoana zavatra ka atao telo telo avy: Milahara tsitelotelo ianareo [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy three by three [Richardson 1885]
Famaritana frantsay trois à trois [Abinal 1888]
Ohatra Saika isan-kerinandro na isaky ny tapabolana no niantso anay tsiroatsoa, na tsitelotelo izy ireny araka ny fandaharana vitan' ny Foibe. [Ravelomanana: Lalana, takila 40]

2017/05/17