Teny iditra tsitokantokana (tokana)
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Sihanaka] tsirairay [Rakotosaona 1972]
 Mandeha tsirairay fa tsy miaraka: Nanontoniana tsitokantokana ny vavolombelona tamin' ny famotorana [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay un à un, séparément, à part [Abinal 1888]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra mitsitokantokana

2011/12/22