Teny iditra tsitra
Sokajin-teny Tsy lazaina
Famaritana malagasy Toetran' ny olona na biby mivalampatra tsy mihetsika [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

Teny iditra tsitra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy fitsitsiran'ny ranontsirilahy rehefa miray ny lahy sy ny vavy [SLP 1986]
Famaritana frantsay éjaculation [SLP 1986]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra fandatsahana

2011/07/20