Teny iditra tsitsika
Sokajin-teny Tsy lazaina
Famaritana malagasy Ozona irina hihatra amin' ny olona iray fanao amin' ny fampinomana, na kosa fanirian-tsoa sy tso-drano fanao amin' ny hasoavana. [Rajemisa 1985]
  [Bezanozano] ozona [Rakotosaona 1975]
Sampanteny 

Teny iditra tsitsika
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Bara] Patsaben-dranomamy [Rajemisa 1985]
  [Tanosy] orana (hazandrano) [Rakotosaona 1975]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31