Teny iditra tsitsy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy tsy fandaniana be, tsy fandaniana afa-tsy amin' izay ilaina [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

Teny iditra tsitsy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Ilay hoditra fonony didiana ka alana rehefa manao hasoavan-jaza. (Ny rain-jaza matetika no mitelina ny tsitsin-janany miaraka amin' ny akondro) [Rajemisa 1985]
Voambolana 

2017/03/26