Teny iditra tsivaka
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Ilazana ny olona izay mivoaka ny tongony, ka saika miady mihitsy ny lohaliny (mifanohitra amin' ny bingo, izay miditra kosa ny tongony, fa mivoaka mibaraingo ny lohaliny) [1.1]
Sampanteny 
 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31