Teny iditra tsivalana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Hazo atao manaraka ny sakany, bara: Asio tsivalan-kazo ny varavarana mba ho mafy tsara ny hidiny [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay traverse [SLP 1986]
Sampanteny 

Teny iditra tsivalana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tambahoaka, Tanosy] manenetinkena [Rakotosaona 1972]

2013/07/29