Teny iditra tsivetraka (vetraka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toetran' ny zavatra mivelatra, miampatra tsara; fipetrahana mivelatra tsara amim-piadanana
¶ Ny faritra hatreo amin' ny valahana ka hatramin' ny tongotra
¶ Fipetrahana amin' ny tsihy ka mitsotra tsara ny tongotra roa. [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra vetraka

2013/05/29